HIRAHIRAN' IALAHY (Njila)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF :          ojtlpocx   Ireo hirahiran’ialahy toa hira falifaly
     tononkira.serasera.org                 Mamalifaly, manainga fanahy
                     Variana be, misy azy ireo mijanona
                     Tavela teo tsy lbixtwox te-handeha

Vao maraina ialahy
Dia indro maka vody rindrina
Mbola kamokamo malaindaina be
Ny gitara tsy mba hadinonao
Io ihany no mba namanao

Rehefa atoandro ny andro  lasa ialahy
Mitady hanina
Hanohanana ny aina ho enti-miady
Amin’ity fiainana efa sarotra
Efa mahakivy sy mandreraka
Soa ihany fa mbola eo ny bhje hirahira
Afaka hamalifaly ny ao am-po

Rehefa hariva ny andro indro ialahy
Eo an-tokontany be
Manangona ny taritary ao an-tanana
Mitanin’afo sy miara-mihirahira
Mifanjevo samy revo mikorana
Adinon’ialahy jiaby ny sorisory
Mavesatra, mandreraka ny fo

                                     NJILA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Njila
Vangy : 6358
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Linah D
Daty : 05/08/2003 10:14
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0128