Ireo dina (Lalao Rabeson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ekeo ireo izay efa ekeko
Ho rojo hamehy cbcfiua ny fontsika
Fa hiato fanonja ny ako
Ho rivo-mikalo, hiova ho sioka.
Ireo dina maro vao nifanjevo
Avelao eshmpsv hameno ny fiainantsika
Fa tsy tohaina ny hona mandrevo
Hitelina xhabnqew ireo faniriana efa vita.
Sendra ny tononkira.serasera.org ankaso ka mianjera
Mihodìna, tadiavo, aza avela
Raha hitanao ireo, miarena
Ny tany nahalavoanao aza jerena.
Raiso ireo zay efa horosaiko
Ho voalohan-karena, harenantsika
F’ireo, fireo dina no araikitra
Hasambaram-peno, feno bitsika
Ny tena no tsy hifanatrika
Ny nofy ihaonana habakabaka iny
Na rahona iray aza tsy hikasika
Ireo dina mamy voatahiry.
Ho rojo hamehy cbcfiua ny fontsika
Fa hiato fanonja ny ako
Ho rivo-mikalo, hiova ho sioka.
Ireo dina maro vao nifanjevo
Avelao eshmpsv hameno ny fiainantsika
Fa tsy tohaina ny hona mandrevo
Hitelina xhabnqew ireo faniriana efa vita.
Sendra ny tononkira.serasera.org ankaso ka mianjera
Mihodìna, tadiavo, aza avela
Raha hitanao ireo, miarena
Ny tany nahalavoanao aza jerena.
Raiso ireo zay efa horosaiko
Ho voalohan-karena, harenantsika
F’ireo, fireo dina no araikitra
Hasambaram-peno, feno bitsika
Ny tena no tsy hifanatrika
Ny nofy ihaonana habakabaka iny
Na rahona iray aza tsy hikasika
Ireo dina mamy voatahiry.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lalao RabesonVangy : 2857
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 29/03/2015 14:00
