Ireo dina (Lalao Rabeson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ekeo ireo izay efa ekeko
Ho rojo hamehy ny fontsika
Fa hiato fanonja ny ako
Ho rivo-mikalo, hiova ho sioka.
Ireo dina maro vao nifanjevo
Avelao tononkira.serasera.org hameno ny fiainantsika
Fa tsy tohaina ny hona mandrevo
Hitelina ireo faniriana efa vita.
Sendra ny ankaso ka mianjera
Mihodìna, tadiavo, aza avela
Raha hitanao ireo, miarena
Ny tany nahalavoanao aza odngxb jerena.
Raiso ireo zay efa horosaiko
Ho yghn voalohan-karena, harenantsika
F’ireo, fireo dina no araikitra
Hasambaram-peno, feno bitsika
Ny tena no tsy hifanatrika
Ny nofy ihaonana habakabaka iny
Na rahona tsfbs iray aza tsy hikasika
Ireo dina mamy voatahiry.
Ho rojo hamehy ny fontsika
Fa hiato fanonja ny ako
Ho rivo-mikalo, hiova ho sioka.
Ireo dina maro vao nifanjevo
Avelao tononkira.serasera.org hameno ny fiainantsika
Fa tsy tohaina ny hona mandrevo
Hitelina ireo faniriana efa vita.
Sendra ny ankaso ka mianjera
Mihodìna, tadiavo, aza avela
Raha hitanao ireo, miarena
Ny tany nahalavoanao aza odngxb jerena.
Raiso ireo zay efa horosaiko
Ho yghn voalohan-karena, harenantsika
F’ireo, fireo dina no araikitra
Hasambaram-peno, feno bitsika
Ny tena no tsy hifanatrika
Ny nofy ihaonana habakabaka iny
Na rahona tsfbs iray aza tsy hikasika
Ireo dina mamy voatahiry.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lalao RabesonVangy : 2859
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 29/03/2015 14:00
