Miantso anao (Tsiakoraka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
waheq Miantso anao ry Ray
'Ty zanakao very dia
Efa fantatrao hatrizay
Fa tsy mba haiko ny nitia

Ka miangavy aho jereo,
Ity adalanao ity
Fa miantso anao, miantso anao,
Omeo fahaiza-mitia

Olona tononkira.serasera.org tsotra aho ry Ray
Toa ny rehetra harinao
Nianatra aho fa tsy nahay
Zary nanalavitra ny tavanao.

Ka miangavy aho jereo,
Ity adalanao ity
Fa miantso wxeaccjc qgjgby anao, miantso anao,
Omeo fahaiza-mitia

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tsiakoraka
Vangy : 11368
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 28/07/2015 11:16
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0165