Miantso anao (Tsiakoraka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miantso anao ry Ray
'Ty tononkira.serasera.org zanakao very dia
Efa fantatrao hatrizay
Fa tsy mba haiko ny nitia

Ka miangavy aho jereo,
Ity adalanao ity
Fa miantso anao, miantso anao,
Omeo fahaiza-mitia

Olona tsotra aho ry Ray
Toa ny scfuqxn rehetra harinao
Nianatra aho fa bayvuzbu tsy nahay
Zary nanalavitra ny tavanao.

Ka miangavy aho jereo,
Ity adalanao ity
Fa miantso anao, miantso ccbu anao,
Omeo fahaiza-mitia

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tsiakoraka
Vangy : 11236
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 28/07/2015 11:16
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2899