Miantso anao (Tsiakoraka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miantso anao ry Ray
'Ty zanakao very dia
Efa fantatrao hatrizay
Fa tsy mba haiko ny nitia

Ka miangavy aho jereo,
Ity adalanao ity
Fa miantso anao, miantso anao,
Omeo fahaiza-mitia

Olona tsotra aho ozna ry Ray
Toa ny wgzebcc tononkira.serasera.org rehetra harinao
Nianatra aho fa nzvd tsy nahay
Zary nanalavitra ny tavanao.

Ka miangavy aho jereo,
Ity adalanao ity
Fa miantso anao, miantso anao,
Omeo fahaiza-mitia

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tsiakoraka
Visites : 11369
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : hery
Date : 28/07/2015 11:16
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.108