Nisy fotoana (Tif à Tif)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nisy fotoana aho nahita anao, toa nandeha teny, nanirery
Nisy fotoana aho nitady anao, tsy nahita anao aho ny andro tontolo
Aiza ianao? Tany ianao...
Ory ny tfiequwk fiainana ve? ts'isy itarainana ve?
Toa tsy hita mandrak'androany
Aloka niserana, tsisy fiverenana tononkira.serasera.org ve?
Sa veloma ho mandrakizay, any ianao...
Ref: (x2)
(Lasa ianao) izay vao nanongo tena aho
(Dify ianao) nahatsiaro nanirery aho
(Tany ianao) nanenenako tsy nanontany
tsy hilaza fitia fa hamafa tomany ... ho anao
Nisy fotoana aho nahatsiaro indray, ilay lalan-kely fandalovanao zxopuo iny
Saingy indrisy fa tonga alahelo, ilay dian-tongotrao sisa tavela tao
Lasa ianao, tany ianao
Tonga ny rivotra avy eo, fclm ny orana nifafy teo
Voafafa ilay sary teo
Aloka niserana, tsisy fiverenana ve?
Sa veloma ho mandrakizay, tany ianao...
Ref: (x2)
Hisy fotoana aho mbola hahita anao
Tsy ho nofy intsony angamba izay andro izay
Fa...ho eo ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tif à TifVangy : 13568
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ketsmets
Daty : 09/03/2010 18:09