'Lay toera-mamy (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toerana iray
Dia tsotra kely tononkira.serasera.org izay
Nampiray ka tsaroana indray
Fitiavana iray
Niseho tamin’izay
Mitamberina an-tsaina indray
Lasa paradisa teo
Ilay toerana kely
Niova lapa tampoka teo
‘Reo trano kely
Ref cwidxbr :
Raha misaina ilay toera-mamy
Dia tsy maintsy ho manina anao ihany
Aiza intsony uanzsx moa no ahitàko anao
Ny foko phsbtwbi efa nilaozanao
Dia tsotra kely tononkira.serasera.org izay
Nampiray ka tsaroana indray
Fitiavana iray
Niseho tamin’izay
Mitamberina an-tsaina indray
Lasa paradisa teo
Ilay toerana kely
Niova lapa tampoka teo
‘Reo trano kely
Ref cwidxbr :
Raha misaina ilay toera-mamy
Dia tsy maintsy ho manina anao ihany
Aiza intsony uanzsx moa no ahitàko anao
Ny foko phsbtwbi efa nilaozanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjakatianaVangy : 39740
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 08/10/2005 12:56
