'Lay tsy miova (Green)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Green ’Lay tsy miova
Iriko hanompoana ny anaranao
Ny androm-piainako rehetra
Iriko ny hahalala ’lay fitiavanao
Ilay fitia tsy misy fetra
Atolotray ho anao ry Ray
Izao andro anio izao
Ifonanay aminao izay tsy sitrakao
Inoako fa ilay Ray be fitiavana nedgmdq ianao
Tsy mamela anay hitsetra
Inoako fa lwpwhspz mitantana hatrany ianao
Izay alehako rehetra
Fantatrao ihany izahay fa osa sy malemy
Toy ny zazakely tsy nskhzwry mahasara-dreny
REF
Mino anao izahay ry Ray
Mba tononkira.serasera.org henoy ny vavakay
Manantena fandresena, famonjena
Efa fantatray ry Ray
Ny fitiavanao anay
’Lay tsy miova omaly anio mandrakizay
Iriko ny hitandrina ny teninao
Ireo didinao rehetra
Hahatonga ahy ho mendrika ny ho zanakao
Saingy indrisy anefa
Tsy miafina aminao zahay
Manota ombieny ombieny
Ifonanay aminao ireny rehetra ireny
Mino anao izahay ry Ray...
Fantatrao daholo raha ny amiko
Ny fiainako ny fisainako
Tsy misy miafina aminao
Hatram’izay ka hatramin’izao
Izany no antony ifonako aminao
Fa tsy mendrika aho
Fa tsy mendrika
Mino anao izahay ry Ray...
Iriko hanompoana ny anaranao
Ny androm-piainako rehetra
Iriko ny hahalala ’lay fitiavanao
Ilay fitia tsy misy fetra
Atolotray ho anao ry Ray
Izao andro anio izao
Ifonanay aminao izay tsy sitrakao
Inoako fa ilay Ray be fitiavana nedgmdq ianao
Tsy mamela anay hitsetra
Inoako fa lwpwhspz mitantana hatrany ianao
Izay alehako rehetra
Fantatrao ihany izahay fa osa sy malemy
Toy ny zazakely tsy nskhzwry mahasara-dreny
REF
Mino anao izahay ry Ray
Mba tononkira.serasera.org henoy ny vavakay
Manantena fandresena, famonjena
Efa fantatray ry Ray
Ny fitiavanao anay
’Lay tsy miova omaly anio mandrakizay
Iriko ny hitandrina ny teninao
Ireo didinao rehetra
Hahatonga ahy ho mendrika ny ho zanakao
Saingy indrisy anefa
Tsy miafina aminao zahay
Manota ombieny ombieny
Ifonanay aminao ireny rehetra ireny
Mino anao izahay ry Ray...
Fantatrao daholo raha ny amiko
Ny fiainako ny fisainako
Tsy misy miafina aminao
Hatram’izay ka hatramin’izao
Izany no antony ifonako aminao
Fa tsy mendrika aho
Fa tsy mendrika
Mino anao izahay ry Ray...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GreenVangy : 12327
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 01/06/2009 09:44
