MBOLA HAFA ('Zay)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
"MBOLA HAFA"
Ekeko zeqt tokoa fa qcwz nisy ireo tsy nety natao;
Ireo adalana,haditrana teo anilanao;
Ireo rehetra ireo no nandratra ilay fonao madio;
Ka nampisaraka ny dia.

{Mafy tokoa mantsy ireo ’zay nentinao...
  Nefa mbola tsapa hatramin’izao...
  Mafy tononkira.serasera.org ka izay no nahatonga anao nandao
  Nefa mbola tsapa hatramin’izao...
  Fa ireo ’zay rehetra natao,
  mbola mampatsiahy anao,ireo zavatra vita,
  tsy hay fafana fa mbola ao anatiko ao,
  nataoko ihany,ny hoe anadino anao,
  saingy tsy vita:MBOLA HAFA IHANY HOA watuz ’LA HOE TINAO
  .....MBOLA HAFA ILAY TINAO

   HAFA IHANY ILAY TINAO........

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : 'Zay
Vangy : 12004
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 25/08/2002 20:01
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.012