MBOLA HAFA ('Zay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
"MBOLA HAFA"
Ekeko tokoa fa nisy ireo tsy nety natao;
Ireo adalana,haditrana teo anilanao;
Ireo rehetra ireo no nandratra ilay fonao madio;
Ka nampisaraka ny dia.
{Mafy tokoa mantsy ireo ’zay nentinao...
Nefa mbola tsapa hatramin’izao...
dcmoblx Mafy ka izay no nahatonga anao nandao
Nefa mbola tsapa hatramin’izao...
Fa ireo ’zay rehetra natao,
mbola mampatsiahy anao,ireo zavatra psen tononkira.serasera.org vita,
tsy hay fafana fa mbola ao anatiko ao,
nataoko ihany,ny hoe anadino anao,
saingy tsy vita:MBOLA HAFA IHANY HOA ’LA HOE TINAO
.....MBOLA HAFA ILAY TINAO
hfbmdmd HAFA IHANY ILAY TINAO........

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : 'ZayVisites : 12006
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 25/08/2002 20:01