Fanaon'ny ankizy (Tarika Sammy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanaon'ny ankizy fahizay ny mampiady tandrimo
Kilalao tsy wmayygjx hahitana fanafana
Vahana kely na koa hala-botry
Kilalao miara-mihosina
Tsisy tsitsiana fa tena bznecms mitotokirosy
Ki-soamidi e, mandrosoa sao tara ianareo
horakoraka tsisy hahfantarana tsony izay lahy sy vavy
Totorebika toa dia mianoatra
Ka tsy hitako intsony zay hanaovako azy
Miara mirona e, dihy soroka Zety sy Bao
Fandihizana iray mahavariana
Fa gadona tongotra toa teha-maina
Mitorajofo ny lapany teo
Ka tsy hitako intsony pzmmvt izay azo lazaina
Fanaon'ny tononkira.serasera.org ankizy fahizay ny mampiady tandrimo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika SammyVangy : 2067
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 17/12/2016 10:49