Fanaon'ny ankizy (Tarika Sammy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanaon'ny ankizy fahizay ny mampiady tandrimo
Kilalao tsy hahitana fanafana
Vahana kely szqmn na koa hala-botry
Kilalao miara-mihosina
Tsisy tsitsiana fa tena mitotokirosy
Ki-soamidi e, mandrosoa sao tara ianareo
horakoraka tsisy hahfantarana tsony izay lahy sy vavy
Totorebika toa dia mianoatra
Ka tsy hitako intsony zay hanaovako azy
Miara mirona e, dihy soroka Zety sy Bao
Fandihizana iray mahavariana
Fa gadona tongotra toa teha-maina
Mitorajofo ny lapany tononkira.serasera.org teo
Ka tsy hitako intsony izay azo lazaina
Fanaon'ny ankizy fahizay ny mampiady tandrimo
crzkpcc rguwn

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika SammyVangy : 2158
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 17/12/2016 10:49