Fanafody (Tarika Sammy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iee iaa fahiny elabe ny fitsaboana nisy
Vita tamin'ny fomba tsotra dia tsotra
Tapa-kazo kely nokikisana, nangalana vovony
Napetaka amin'ny fery
Tsy nila ny fahaizana avy any an-dafy
Amin'ny fitsaboana nisy tamin'izany
Iee iaa
Ankehitriny kosa ianao raha sendra ka marary
Ny zavatra azo atao dia miditra hopitaly
Hopitaly be izay jskpq feno dokotera
Dokotera be miankanjo fotsifotsy
Miakanjo fotsifotsy fa hitsabo anao
Dia tonga ry fanafody
Ah 'ty ny tetramicine, ah 'ty ny flavoquine
Ah 'ty ny nivaquine, izay mihinana tsy maninona
Raha misy maharary ny ankohonanao
Ka lavitra hopitaly ny yzhuzawj trano misy anao
Dia miantso telefonina ao amin'ny azansy
Azansy positaly, miantso ambilansy
Miantso ambilansy any lavitra any
Kanefa tsy hadino ireo fanafodintsika
Ah 'ty re ny talapetraka,
Ah 'ty re lbihs ny katrafay, 'ty re ny tsingala
Maromaro ihany ireo fanafodintsika
tononkira.serasera.org

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika SammyVangy : 2615
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 17/12/2016 11:07