Fanaon'ny ankizy (Tarika Sammy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanaon'ny ankizy fahizay ny mampiady tandrimo

Kilalao sjuhuuc tsy hahitana fanafana
Vahana kely na koa hala-botry
Kilalao miara-mihosina
Tsisy tsitsiana fa tena mitotokirosy

Ki-soamidi e, mandrosoa sao btbhkw tara ianareo
horakoraka tsisy hahfantarana tsony izay lahy sy vavy
Totorebika toa dia mianoatra
Ka tsy hitako intsony zay hanaovako azy

Miara mirona e, dihy soroka Zety sy wdjqj Bao
Fandihizana iray mahavariana
Fa gadona tongotra toa teha-maina
Mitorajofo tononkira.serasera.org ny lapany teo
Ka tsy hitako intsony izay azo lazaina

Fanaon'ny ankizy fahizay ny mampiady tandrimo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tarika Sammy
Visites : 2157
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 17/12/2016 10:49
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0108