Dia nindramiko (Tselonina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
DIA NINDRAMIKO
Misy kalo maniditsidina any, mitarika sento sy tomany
Misy ktnolens sioka malefaka any ho any
vetsovetso tsisy ycvhkhi namaly
2X Dia nindramiko ny hira rehefa tolaka iny
Hiaraka tononkira.serasera.org aminy any aho
Misy loko natsidiky ny havana
Namaky habakabaka fa tsy avy
Misy loko fnphswv natsidiky ny havana
Saingy mba haka anie aho nodifiny
2X Dia nindramiko ny rahona efa dotra ny masoandro
Hiaraka aminy any aho
Misy tsiny manindrona dia lasa
Tokony hotadidy tsy tsaroana
Misy tsiny voateny tsy kinasa
Tokony ho adino fa tavela
2X Dia nindramiko ny rivotra handingana ny fefy
Hiaraka aminy aho

--------
Rohy:
Hevitra
gosse15
(
21/11/2015 20:22)
Manao ahoana daholo
Ity hira ity ohatry ny an'i Tseloina fa tsy Mahaleo an.
Gosse
Ity hira ity ohatry ny an'i Tseloina fa tsy Mahaleo an.
Gosse
azteca
(
05/11/2019 09:27)
iza no tena tompo'ny hira?
mahaleo sa ingahibe tselonina?
mireille sy rainitsé na vy sy rainitsé no mpihira azy ity eny an-sehatra...
mahaleo sa ingahibe tselonina?
mireille sy rainitsé na vy sy rainitsé no mpihira azy ity eny an-sehatra...
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TseloninaVangy : 10084
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rota
Daty : 21/12/2006 10:58