Dia nindramiko (Tselonina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
DIA szqpouh NINDRAMIKO
Misy kalo maniditsidina any, mitarika sento sy tomany
Misy sioka malefaka any ho any
vetsovetso tsisy namaly
2X Dia nindramiko ny hira rehefa tolaka iny
Hiaraka aminy any aho
Misy loko natsidiky ny havana
Namaky habakabaka fa tsy avy
Misy loko natsidiky ny havana
Saingy mba haka anie aho nodifiny
2X Dia nindramiko ny rahona efa dotra ny masoandro
Hiaraka aminy any aho
Misy tsiny manindrona tononkira.serasera.org dia lasa
Tokony hotadidy tsy ihzpgzme tsaroana
Misy tsiny voateny tsy kinasa
Tokony ho adino fa tavela
2X udtfzu Dia nindramiko ny rivotra handingana ny fefy
Hiaraka aminy aho

--------
Lien:
Commentaires
gosse15
(
21/11/2015 20:22)
Manao ahoana daholo
Ity hira ity ohatry ny an'i Tseloina fa tsy Mahaleo an.
Gosse
Ity hira ity ohatry ny an'i Tseloina fa tsy Mahaleo an.
Gosse
azteca
(
05/11/2019 09:27)
iza no tena tompo'ny hira?
mahaleo sa ingahibe tselonina?
mireille sy rainitsé na vy sy rainitsé no mpihira azy ity eny an-sehatra...
mahaleo sa ingahibe tselonina?
mireille sy rainitsé na vy sy rainitsé no mpihira azy ity eny an-sehatra...
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TseloninaVisites : 10086
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rota
Date : 21/12/2006 10:58