Maty (Bessa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maty ilay mpivaro-tena
Maty tsy nisy jrzxhnkb mpanontany
Maty tsy nisy mpahonena
Maty scbrotpj tsisy mpitomany
Ny mpivavaka nandalo
Dia xwpxwg nisaotra ny tononkira.serasera.org andriamaniny
Fa afa-doza nampimalo
Hono izao ny tany maminy
Tsy mba olona tomefy
No namoaka izany faty
Fa tovovavy jefijefy
Na fiaina na fitafy
Ny iray niantso an’Andriamanitra
Vatambatana fiteny
Omeo azy re ny lanitra
Fa ampy izay ny afobeny
Omeo azy re ny lanitra
Fa ampy izay ny afobeny
Lola
Maty tsy nisy jrzxhnkb mpanontany
Maty tsy nisy mpahonena
Maty scbrotpj tsisy mpitomany
Ny mpivavaka nandalo
Dia xwpxwg nisaotra ny tononkira.serasera.org andriamaniny
Fa afa-doza nampimalo
Hono izao ny tany maminy
Tsy mba olona tomefy
No namoaka izany faty
Fa tovovavy jefijefy
Na fiaina na fitafy
Ny iray niantso an’Andriamanitra
Vatambatana fiteny
Omeo azy re ny lanitra
Fa ampy izay ny afobeny
Omeo azy re ny lanitra
Fa ampy izay ny afobeny
Lola
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BessaVangy : 7438
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Lucien
Daty : 30/11/2001 05:56
