Nofinofy tsindrindrina (RR Majunga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nofinofy tsindrindrina
Kilalao fony ankizy
No nlrlwzg nanjary tena izy
Fahizay nilalao
Tsindrindrina no ogkksdfw natao
Toa izao zsmz hisy anao
Indro ankehitriny,
Tojo ilay faniriana
Lalao nanjary dina
Hotohizana indray
Ho mandrakizay
Ny tsindrindrinanay
Hany sisa faniriana
Tsy ilaozam-pitsikiana
Ary koa firaisankina
Iray tononkira.serasera.org fo iray aina
Raha sendra fisentoana
Dia tsy mba kivy foana
Fa tsaroana manoloana
Ilay nofy tsindrindrina
Kilalao fony ankizy
No nlrlwzg nanjary tena izy
Fahizay nilalao
Tsindrindrina no ogkksdfw natao
Toa izao zsmz hisy anao
Indro ankehitriny,
Tojo ilay faniriana
Lalao nanjary dina
Hotohizana indray
Ho mandrakizay
Ny tsindrindrinanay
Hany sisa faniriana
Tsy ilaozam-pitsikiana
Ary koa firaisankina
Iray tononkira.serasera.org fo iray aina
Raha sendra fisentoana
Dia tsy mba kivy foana
Fa tsaroana manoloana
Ilay nofy tsindrindrina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RR MajungaVangy : 3576
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 05/03/2015 21:55
