Soa fa nisy anao (Lola (lahy))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy manan-kambo intsony fa lasanao ny fo
Latsaka lalina, ianao no andrandraina (hanarina)*2
Zay sitrakao noezahina newqg natao
Babonao aho, matahotra (ny hilaozanao)*2
     Ireo ditra fanaoko taloha
     Dia efa nafoiko avokoa.
                  Réf:Soa fa nisy anao
              tononkira.serasera.org         hvlmegf   Nanova ny fainako e! Marina e!
                        Raha tsy teo ianao
                        Asa izay niafarana
                        Fa dia ngzpnk nigagana
Raha tsy hilaza afa tsy ny toaka
Migoka isan’andro eo imasom-bahoaka
Aoka izay(2)
Mamoafady ny fitiavam-behivavy
Be ny mitaraina satria nambakaina hoe (tiako be)*2
     Tafiditra anatin’ny aizimpito
      Ianao no hanazava mba nanilo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lola (lahy)
Vangy : 6421
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Aina
Daty : 04/08/2003 13:58
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0117