Mandrakizay (Julien Rassmann)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay rehetra mety ho ahy, fa tsara fo fanahy
Dia omeko - ho anao tsy misy fetra amin’ny androko rehetra
Omeko anao e, irery ihany mandra-pialako eto an-tany
Mbola hitohy hatrany hatrany,
Hatrany hatrany ambadika any

Manam-petra mety ho tononkira.serasera.org lany
Raha ny fiainana eto an-tany
Fa ho doria, doria doria ilay fitia

Tsy atakalo, tsy asqjbqf ho soloiko
Ny fitiavako qpkoiko anao
Na hanambazana ahy aza izao hrwvo tontolo izao
Fa ny ahy, ianao no ilaiko
Hanolorako ny aiko
Sy omeko teny iray
Tiako ianao e, mandrakizay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Julien Rassmann
Vangy : 913
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 20/09/2024 11:00
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0109