Mandrakizay (Julien Rassmann)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay rehetra mety ho ahy, fa tsara fo tononkira.serasera.org fanahy
Dia omeko - ho anao tsy misy fetra amin’ny androko rehetra
Omeko anao e, irery ihany mandra-pialako eto an-tany
Mbola hitohy rqsow hatrany hatrany,
Hatrany hatrany ambadika any
Manam-petra mety qudoa ho lany
Raha ny fiainana eto an-tany
Fa ho doria, doria doria ilay fitia
Tsy atakalo, tsy ho soloiko
Ny fitiavako anao
Na hanambazana ahy aza izao tontolo izao
Fa ny ahy, ianao no ilaiko
Hanolorako ny aiko
Sy omeko teny iray
Tiako ianao bofh e, mandrakizay
Dia omeko - ho anao tsy misy fetra amin’ny androko rehetra
Omeko anao e, irery ihany mandra-pialako eto an-tany
Mbola hitohy rqsow hatrany hatrany,
Hatrany hatrany ambadika any
Manam-petra mety qudoa ho lany
Raha ny fiainana eto an-tany
Fa ho doria, doria doria ilay fitia
Tsy atakalo, tsy ho soloiko
Ny fitiavako anao
Na hanambazana ahy aza izao tontolo izao
Fa ny ahy, ianao no ilaiko
Hanolorako ny aiko
Sy omeko teny iray
Tiako ianao bofh e, mandrakizay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Julien RassmannVisites : 991
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 20/09/2024 11:00
