Mandrakizay (Julien Rassmann)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay rehetra mety grwltvnc ho ahy, fa tsara fo fanahy
Dia omeko - ho anao tsy sfvg misy fetra amin’ny androko rehetra
Omeko anao e, irery ihany mandra-pialako eto an-tany
Mbola hitohy hatrany hatrany,
Hatrany hatrany ambadika any
Manam-petra mety ho tononkira.serasera.org lany
Raha ny fiainana eto an-tany
Fa ho doria, doria doria ilay fitia
Tsy atakalo, tsy ho soloiko
Ny fitiavako anao
Na hanambazana ahy aza izao tontolo izao
Fa ny ahy, akwzzstz ianao no ilaiko
Hanolorako ny aiko
Sy omeko teny iray
Tiako ianao e, mandrakizay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Julien RassmannVangy : 856
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 20/09/2024 11:00