Rava teo (Anja Andrianjafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Niala tsiny ianao qulo omaly dia nilaza fa hoe
Tsy afaka ny handalo satria efa leo clmap be
Atao tononkira.serasera.org ahoana moa raha izay no tianao
Izaho koa tsy hivaky loha fa tianao atao
Fantatro fa tsisy intsony ny fiarahantsika roa rava teo

Satria leo
Fiangaviana ihany ny ahy raha mba azo atao
Tsiky kely, tambitamby no hahatsiarovakao anao
Izay sisa moa no mba azo atao
Omeo an-tsitrapo fa aza beinyrw atao kilalao

--------
Rohy:
Hevitra
fenometal
(
18/03/2015 08:09)
Mba nankaiza izao i Anja Andrianjafy e?
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Anja AndrianjafyVangy : 5327
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 13/03/2015 22:18