Fampitandremana (Anja Andrianjafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
F’aza mankany intsony
F’ efa leo anao ny fony
F’aza mankany intsony
Fa tsy mila anao intsony ny fony
Satria
Ireny mhpx rehetra ireny
Dia fitaka ombieny ombieny
Ho entina
Hanimbana anao,
Sy hamitahana anao
Efa nataoko sy narahako
Ny fampitandremanao
Nefa
Efa nataoko sy narahako
Ny fampitandremanao
Saingy
Tiako izy ka hqfiz tsy foiko ariana
K’aza misento tononkira.serasera.org intsony
Fa tsy ho anao ny fony
K’aza misento intsony
Na manembona azy akory
Satria
Ireny vita ireny
Dia fitaka mlucrmdj ombieny ombieny
Ho entina
Hanesoana anao
Sy hifosana anao
Ireny vita ireny
Dia fitaka ombieny ombieny
Ho entina
Hanimbana anao,
Sy hifosana anao
F’ efa leo anao ny fony
F’aza mankany intsony
Fa tsy mila anao intsony ny fony
Satria
Ireny mhpx rehetra ireny
Dia fitaka ombieny ombieny
Ho entina
Hanimbana anao,
Sy hamitahana anao
Efa nataoko sy narahako
Ny fampitandremanao
Nefa
Efa nataoko sy narahako
Ny fampitandremanao
Saingy
Tiako izy ka hqfiz tsy foiko ariana
K’aza misento tononkira.serasera.org intsony
Fa tsy ho anao ny fony
K’aza misento intsony
Na manembona azy akory
Satria
Ireny vita ireny
Dia fitaka mlucrmdj ombieny ombieny
Ho entina
Hanesoana anao
Sy hifosana anao
Ireny vita ireny
Dia fitaka ombieny ombieny
Ho entina
Hanimbana anao,
Sy hifosana anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Anja AndrianjafyVangy : 2805
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 13/03/2015 22:30
