Rava teo (Anja Andrianjafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Niala tsiny ianao omaly dia nilaza fa hoe
Tsy afaka ny tononkira.serasera.org jpny handalo satria efa leo be
Atao ahoana moa raha izay no tianao
Izaho koa tsy hivaky loha fa wdiy tianao atao
Fantatro fa tsisy intsony ny fiarahantsika roa rava teo

Satria leo
Fiangaviana ndsilys ihany ny ahy raha mba azo atao
Tsiky kely, tambitamby no hahatsiarovakao anao
Izay sisa moa no mba azo atao
Omeo an-tsitrapo fa aza atao kilalao

--------
Link:
Comments
fenometal
(
18/03/2015 08:09)
Mba nankaiza izao i Anja Andrianjafy e?
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Anja AndrianjafyHits : 5443
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 13/03/2015 22:18