Rava teo (Anja Andrianjafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Niala tsiny ianao omaly dia nilaza fa hoe
Tsy afaka ny handalo satria efa leo nbzqggld be
Atao ahoana moa raha izay no tianao
Izaho koa tsy hivaky loha fa tianao atao
Fantatro fa tsisy intsony ujkzwqpc ny fiarahantsika roa rava teo
Fantatro fa tsisy intsony ny fiarahantsika roa rava teo
Satria leo
Fiangaviana ihany tononkira.serasera.org ny ahy raha mba azo atao
Tsiky kely, tambitamby no hahatsiarovakao anao
Izay sisa moa no mba azo atao
Omeo an-tsitrapo fa aza atao kxywe kilalao

--------
Rohy:
Hevitra
fenometal
(
18/03/2015 08:09)
Mba nankaiza izao i Anja Andrianjafy e?
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Anja AndrianjafyVangy : 5442
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 13/03/2015 22:18