Rava teo (Anja Andrianjafy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Niala uvfhqdqa tsiny ianao omaly dia nilaza fa hoe
Tsy afaka ny handalo satria efa leo be
Atao ahoana moa inai raha izay no tianao
Izaho koa tsy hivaky loha fa tianao atao

Fantatro fa tononkira.serasera.org tsisy intsony ny fiarahantsika roa rava teo
Fantatro bnawomp fa tsisy intsony ny fiarahantsika roa rava teo
Satria leo

Fiangaviana ihany ny ahy raha mba azo atao
Tsiky kely, tambitamby no hahatsiarovakao anao
Izay sisa moa no mba azo atao
Omeo an-tsitrapo fa aza atao kilalao

--------
Lien:
Commentaires
fenometal ( 18/03/2015 08:09)
Mba nankaiza izao i Anja Andrianjafy e?
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Anja Andrianjafy
Visites : 5441
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 13/03/2015 22:18
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0124