MBOLA HAFA ('Zay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
"MBOLA HAFA"
Ekeko tokoa fa nisy ireo tsy nety natao;
tononkira.serasera.org Ireo adalana,haditrana teo anilanao;
Ireo rehetra ireo no nandratra ilay fonao madio;
Ka nampisaraka ny dia.
lwpjew {Mafy tokoa mantsy ireo ’zay nentinao...
Nefa mbola tsapa hatramin’izao...
Mafy ka izay no nahatonga anao nandao
Nefa mbola tsapa hatramin’izao...
Fa ireo ’zay rehetra natao,
mbola mampatsiahy anao,ireo zavatra vita,
tsy hay fafana fa mbola jxkbh ao anatiko ao,
nataoko ihany,ny hoe anadino anao,
mgre saingy tsy vita:MBOLA HAFA IHANY HOA ’LA HOE TINAO
.....MBOLA HAFA ILAY TINAO
HAFA IHANY ILAY TINAO........

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : 'ZayVangy : 12552
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 25/08/2002 20:01