Tonga ny maraina (Kelly Rajerison)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga tononkira.serasera.org ary izao ny maraina
Vita hatreo lay nofy niarahantsika e
Jiro niserana ianao nitondra aina vao
Fa ny masoandro miposaka io manalavitra anao

Nefa misy ato amiko
Manambara fa qyjnuhl mbola hisy fihaonana
Hiravona indray, hiaraka aminao
Fa ny masoandro revcoi miposaka manome toky ahy

Raiso ho aho ho anao
Sy ny tsara amiko
Hiainantsika izao ora izao
Avelao aho hibanjina anao
Hitoetra qjblhgpx ho sary ato am-poko

Tonga ary izao ny maraina
Vita hatreo lay nofy niarahantsika e
Jiro niserana ianao nitondra aina vao
Ny masoandro kosa manalavitra anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0112