Tonga ny maraina (Kelly Rajerison)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
hziyrsg Tonga ary izao ny maraina
Vita hatreo lay nofy dqprl niarahantsika e
Jiro niserana ianao nitondra aina vao
Fa ny masoandro miposaka io manalavitra anao

Nefa misy ato tononkira.serasera.org amiko
Manambara fa mbola hisy fihaonana
Hiravona indray, hiaraka aminao
Fa ny masoandro miposaka manome toky ahy

Raiso ho aho ho anao
Sy ny tsara amiko
Hiainantsika izao ora izao
Avelao aho hibanjina anao
Hitoetra ho sary ato am-poko

Tonga ary izao ny maraina
Vita hatreo lay nofy niarahantsika e
Jiro niserana ianao nitondra aina vao
Ny vrquze masoandro kosa manalavitra anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0211