Tiana ve (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mangitakitaka, mitebiteby, mibitabitakaSomebiseby ny foko
Rehefa aho manina an-dry
Ireo andro niarahana
Fohy dia fohy
Tiako hitarina, tiako hitohy kanefa
Ianao indray no tsy sahy
Tiana ve,diso tiana
Ka mampitondra fahoriana
Mamo ve diso mamo?
Andraso kely anie aho
Raha toa ianao ka kamo
Tsy andriko intsony ny andro maraina
Ahitako ny fony
Ary hitenenako ireo teny
Izay noforoniko an-dry
Tsy mahasaraka, tsy mahatombona
Efa niaraka, efa niombona isiaka
’Zay vao nifankatia
Foiko ho anao,tsisy fetra
Ny fitiavako rehetra
Omeko anao, raha sitrakao
Ireo nofinofy matory ao anatiko ao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MahaleoVangy : 30160
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Fiffi
Daty : 01/08/2007 19:02