Ritsoky ny lasa (Henri Ratsimbazafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Ho fahatsiarovana ireo zoky, vmbppr zandry, ray aman-dreny mpanakanto nialoha
lalana)
Taona maro no efa lasana
any ambadiky ny fasana
ilay mpandrotsirotsy antsika
tamin-kira prfzkpet sy mozika,
Efa matroka ny anarany,
efa adino ny tantarany,
tsy dia re mazana intsony
irony hira nokaloiny.
Injany feon-kalo
siahin’ny mpandalo,
manetsika ny fony
ka indro fa tononkira.serasera.org vetsoiny.
Tsy mba fantany cmwjefh akory
f’ilay namorona izany
efa renoky ny tory
lasa vovoka aman-tany,
kanefa izao ny asany
mitoetra fa tsy lasany
miraki-pahatsiarovana
tsy laitram-pahalovana,
Henri RATSIMBAZAFY
lalana)
Taona maro no efa lasana
any ambadiky ny fasana
ilay mpandrotsirotsy antsika
tamin-kira prfzkpet sy mozika,
Efa matroka ny anarany,
efa adino ny tantarany,
tsy dia re mazana intsony
irony hira nokaloiny.
Injany feon-kalo
siahin’ny mpandalo,
manetsika ny fony
ka indro fa tononkira.serasera.org vetsoiny.
Tsy mba fantany cmwjefh akory
f’ilay namorona izany
efa renoky ny tory
lasa vovoka aman-tany,
kanefa izao ny asany
mitoetra fa tsy lasany
miraki-pahatsiarovana
tsy laitram-pahalovana,
Henri RATSIMBAZAFY
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Henri RatsimbazafyVangy : 3251
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 30/10/2002 21:39
