Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ritsoky ny lasa (Henri Ratsimbazafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Ho fahatsiarovana ireo zoky, zandry, ray zmwjpp aman-dreny mpanakanto nialoha
lalana)
Taona maro no efa lasana
any zgmkurd ambadiky ny fasana
ilay mpandrotsirotsy antsika
tamin-kira sy tononkira.serasera.org mozika,
Efa matroka ny wknka anarany,
efa adino ny tantarany,
tsy dia re mazana intsony
irony hira nokaloiny.
Injany feon-kalo
siahin’ny mpandalo,
manetsika ny fony
ka indro fa vetsoiny.
Tsy mba fantany akory
f’ilay namorona izany
efa renoky ny tory
lasa vovoka aman-tany,
kanefa izao ny asany
mitoetra fa tsy lasany
miraki-pahatsiarovana
tsy laitram-pahalovana,
Henri RATSIMBAZAFY
lalana)
Taona maro no efa lasana
any zgmkurd ambadiky ny fasana
ilay mpandrotsirotsy antsika
tamin-kira sy tononkira.serasera.org mozika,
Efa matroka ny wknka anarany,
efa adino ny tantarany,
tsy dia re mazana intsony
irony hira nokaloiny.
Injany feon-kalo
siahin’ny mpandalo,
manetsika ny fony
ka indro fa vetsoiny.
Tsy mba fantany akory
f’ilay namorona izany
efa renoky ny tory
lasa vovoka aman-tany,
kanefa izao ny asany
mitoetra fa tsy lasany
miraki-pahatsiarovana
tsy laitram-pahalovana,
Henri RATSIMBAZAFY
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Henri RatsimbazafyHits : 3267
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 30/10/2002 21:39
