Ry Tompo (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Tompo (2)
Omeo hery aho
Ho entiko hanompo (2)
Ny anaranao tononkira.serasera.org

Fa ny fakam-panahy
Mbola mananontanona ahy
Ny uscg fitiavan-tena tpkt
Mahamenatra jerena
Vonjeo aho ry Tompo

Fa ny fakam-panahy
Mbola mananontanona ahy
Ny fitiavan-tena
Mahamenatra jerena
Vonjeo aho ry Tompo

Ry Raiko (2)
Omeo toromarika
Ny saiko (2)
Mba tsy ho mora voasarika
Hanao zava-tsy mendrika
Izay mety handrendrika
Fa hanao ny tsara
Mba llnhycww tsy ho ratsy fiafara
Matoky anao ry Tompo.

Fa hanao ny tsara
Mba tsy ho ratsy fiafara
Tsy hanao zava-tsy mendrika
Izay mety handrendrika
Matoky anao ry Tompo.

Humm hum humm....

--------
Link:
Comments
Kotsur ( 20/12/2019 08:44)
Tompo kosa tsy maintsy atao majuscule. Tsara daholo ny voalaza ao. Misaotra izay nampiditra azy.
Mankasitraka e!
Kotsur ( 20/12/2019 08:59)
Miala tsiny fa tokony grand T daholo ny Tompo
hery ( 21/12/2019 09:51)
Misaotra nanitsy
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0143