Misimisy (Tsiakoraka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misimisy ny alahelo, blzp sentosento rehefa lavitra ka saraka anao
Dia lasa ho azy ny embonembona, hirahira rehefa injay fa manina anao
Tsaroana foana ireo niarahana fahiny tsy hadinoina tsy atakalo vaovao
Mamisavisa keebxq ny andro lasa dia mahatsiaro sambatsambatra fa manana anao

Te hanainga anefa tsy afaka wamg mankany
Mbola ho avy ny fotoana hihaonantsika tononkira.serasera.org indray andro any
Andrasako ihany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tsiakoraka
Vangy : 2355
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 27/08/2017 18:57
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0115