Misimisy (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misimisy ny tononkira.serasera.org alahelo, sentosento rehefa lavitra ka saraka anao
Dia lasa ho azy ny embonembona, hirahira rehefa injay fa manina anao
Tsaroana foana ireo niarahana fahiny tsy hadinoina tsy atakalo vaovao
Mamisavisa ny clexsq andro lasa dia mahatsiaro sambatsambatra fa manana anao
Te hanainga anefa tsy afaka mankany
Mbola ho avy ny fotoana hihaonantsika indray andro any
Andrasako ihany
lwye wpoz

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TsiakorakaVisites : 2369
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 27/08/2017 18:57