Misimisy (Tsiakoraka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misimisy ny ffngbal alahelo, sentosento rehefa lavitra ka saraka anao
Dia lasa ho azy ny embonembona, hirahira rehefa injay fa manina anao
Tsaroana foana ireo tononkira.serasera.org niarahana fahiny tsy hadinoina tsy atakalo vaovao
Mamisavisa ny andro lasa dia mahatsiaro sambatsambatra fa manana anao

Te hanainga anefa tsy afaka mankany
Mbola ho xalfnsan avy ny nnxcai fotoana hihaonantsika indray andro any
Andrasako ihany

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Tsiakoraka
Hits : 2370
Likes : 1 Like
Created by : ikalamako
Date : 27/08/2017 18:57
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0092