Misimisy (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misimisy ny alahelo, sentosento rehefa lavitra ka saraka anao
Dia lasa ho azy ny embonembona, hirahira rehefa injay fa manina anao
Tsaroana foana ireo niarahana fahiny tsy hadinoina tononkira.serasera.org tsy atakalo vaovao
Mamisavisa ny cesqf andro lasa dia mahatsiaro sambatsambatra fa manana anao
Te myrhpy hanainga anefa tsy afaka mankany
Mbola ho avy ny fotoana vqxnypl hihaonantsika indray andro any
Andrasako ihany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TsiakorakaVangy : 2368
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 27/08/2017 18:57