mamo blues (DOC HOLLIDAY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tezitra ny ankizy e !
Mamo aho mantsy alina !
Nandondona, nitabataba
Lainganao tsy niharona
Tsy izany mantsy aky e !
Nandray vola ry zalahy !
Tsy tafody raha tsy sasak’alina
Tsisy fika nialana pà a !
Tonga bynokx indray inty ny maraina
Manantena ny famindram-ponao
Mba omeo kely vazimboana
Fa tononkira.serasera.org ny lohako efa tady hipoaka
Jereo aho marina mafy e !
Raha mbola misy fitiavana ihany !
Mbola dizina mivembena
Tena bgkwlyjx marina tsy vazivazy
Tsy nldxvsbw izany ihany koa aky e !
F’efa hita ny ditranaha !
Raha tsy mijanona ny ditra chérie e !
DIA TSY HIJANONA IHANY KOA NY PI E ! !
Mamo aho mantsy alina !
Nandondona, nitabataba
Lainganao tsy niharona
Tsy izany mantsy aky e !
Nandray vola ry zalahy !
Tsy tafody raha tsy sasak’alina
Tsisy fika nialana pà a !
Tonga bynokx indray inty ny maraina
Manantena ny famindram-ponao
Mba omeo kely vazimboana
Fa tononkira.serasera.org ny lohako efa tady hipoaka
Jereo aho marina mafy e !
Raha mbola misy fitiavana ihany !
Mbola dizina mivembena
Tena bgkwlyjx marina tsy vazivazy
Tsy nldxvsbw izany ihany koa aky e !
F’efa hita ny ditranaha !
Raha tsy mijanona ny ditra chérie e !
DIA TSY HIJANONA IHANY KOA NY PI E ! !
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : DOC HOLLIDAYVangy : 4061
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : blahblah
Daty : 31/10/2010 00:19
