Tena tia tokoa (DOC HOLLIDAY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza avelanao aho, na dia mahantra aza
Aza atosikao aho, na dia adala aza
Tena tia anao aho, ry kalakeliko
Tena tia anao aho, matoa tononkira.serasera.org tonga aty
Ref bioegm :
Tena tia anao aho ho’a e !
Tena tia anao tokoa
Tena mila anao aho, matoa tonga aty
Tsy mbola nisy sipa, tsy mbola nisy fo,
Tsy mbola nisy ditra nampivadika ati-doha
’Zaho dicfzu tsy te hody, f’efa nahita anao
’Zaho tsy hatory raha tsy fiuw eo anilanao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : DOC HOLLIDAYVangy : 9398
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Bditra
Daty : 09/10/2003 14:30