mamo blues (DOC HOLLIDAY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tezitra ny ankizy e !
Mamo aho mantsy alina !
Nandondona, nitabataba
Lainganao tsy niharona
Tsy izany mantsy aky e tononkira.serasera.org !
Nandray vola ry zalahy !
Tsy tafody raha tsy sasak’alina
Tsisy fika nialana pà a !
Tonga schwjkql indray inty ny maraina
Manantena ny famindram-ponao
Mba omeo kely vazimboana
Fa ny lohako efa tady hipoaka
Jereo aho marina mafy e !
Raha mbola misy fitiavana ihany dali !
Mbola dizina mivembena
Tena marina tsy vazivazy
Tsy izany ihany koa aky e !
F’efa hita ny ditranaha !
Raha tsy mijanona ny ditra gsdh chérie e !
DIA TSY HIJANONA IHANY KOA NY PI E ! !
Mamo aho mantsy alina !
Nandondona, nitabataba
Lainganao tsy niharona
Tsy izany mantsy aky e tononkira.serasera.org !
Nandray vola ry zalahy !
Tsy tafody raha tsy sasak’alina
Tsisy fika nialana pà a !
Tonga schwjkql indray inty ny maraina
Manantena ny famindram-ponao
Mba omeo kely vazimboana
Fa ny lohako efa tady hipoaka
Jereo aho marina mafy e !
Raha mbola misy fitiavana ihany dali !
Mbola dizina mivembena
Tena marina tsy vazivazy
Tsy izany ihany koa aky e !
F’efa hita ny ditranaha !
Raha tsy mijanona ny ditra gsdh chérie e !
DIA TSY HIJANONA IHANY KOA NY PI E ! !
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : DOC HOLLIDAYHits : 4004
Likes : 0 Like
Created by : blahblah
Date : 31/10/2010 00:19
