Ho avy (Rossy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Malala, toky no omeko anao
Tsy niova tsy nanombinana na nanalana hatramizao
Ny voady zay nifanaovana mantsy akia
Tsy hadino na tafasaraka lavitra aza
Oh tononkira.serasera.org sanatria
Tomany ny angorodao
Tomany mahatsiaro anao
Mbola ho avy izy e, mbola ho avy izy
Aza kivy ianao e, mbola ho avy izy e
Tomany uwvlnr ny angorodao
Tomany mahatsiaro anao
Mbola ho tonga izy e, wjch mbola ho tonga izy
Aza kivy ianao, mbola ho wjhemu tonga izy e
K’aza ketraka e, mbola ho avy izy e
Mbola ho avy izy e, mbola ho avy izy e
Tsy niova tsy nanombinana na nanalana hatramizao
Ny voady zay nifanaovana mantsy akia
Tsy hadino na tafasaraka lavitra aza
Oh tononkira.serasera.org sanatria
Tomany ny angorodao
Tomany mahatsiaro anao
Mbola ho avy izy e, mbola ho avy izy
Aza kivy ianao e, mbola ho avy izy e
Tomany uwvlnr ny angorodao
Tomany mahatsiaro anao
Mbola ho tonga izy e, wjch mbola ho tonga izy
Aza kivy ianao, mbola ho wjhemu tonga izy e
K’aza ketraka e, mbola ho avy izy e
Mbola ho avy izy e, mbola ho avy izy e
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RossyVangy : 6026
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 01/02/2015 00:23
