Ny fitiavanao (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainako hatrizay, hatramin’izao
Raha nitraka sy nihiratra
Dia noho ianao
Noho ny saina koa
Ny tanana nanaiky handray
Ny fitiavanao, no tsapako tsy nankalao,
Tsy niova
N’inona nitranga teo
Tsy mba tia sehoseho
Ny fanahy xxtjsvzc no olona
Mandalo izao rehetra izao
Masoandro tsy foiko
Ny tsiky avy aminao
Hirahira soa ny teninao mambabo ahy
Toy ny elatra tononkira.serasera.org hialofako
Feno fitia
Mampahery nxyelfj fo, ny antsonao tsy mampanahy
Fa fitaratra fnbxu manoritra ny doria,
Avy aminao
Tonony : Haingo
Feony : Bita, Dôsa
Raha nitraka sy nihiratra
Dia noho ianao
Noho ny saina koa
Ny tanana nanaiky handray
Ny fitiavanao, no tsapako tsy nankalao,
Tsy niova
N’inona nitranga teo
Tsy mba tia sehoseho
Ny fanahy xxtjsvzc no olona
Mandalo izao rehetra izao
Masoandro tsy foiko
Ny tsiky avy aminao
Hirahira soa ny teninao mambabo ahy
Toy ny elatra tononkira.serasera.org hialofako
Feno fitia
Mampahery nxyelfj fo, ny antsonao tsy mampanahy
Fa fitaratra fnbxu manoritra ny doria,
Avy aminao
Tonony : Haingo
Feony : Bita, Dôsa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BodoVangy : 6594
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : titaoa
Daty : 17/08/2006 19:08
