Ny fitiavanao (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainako hatrizay, babnfmt hatramin’izao
Raha nitraka sy nihiratra
Dia noho ianao
Noho ny saina koa
Ny tanana nanaiky handray
Ny fitiavanao, no szrjte tsapako tsy nankalao,
Tsy niova
N’inona nitranga teo
Tsy mba tia eogm sehoseho
Ny fanahy no olona
Mandalo izao rehetra izao
Masoandro tsy foiko
Ny tsiky avy aminao
Hirahira soa ny teninao mambabo ahy
Toy ny elatra hialofako
Feno fitia
Mampahery fo, ny antsonao tsy mampanahy
Fa tononkira.serasera.org fitaratra manoritra ny doria,
Avy aminao
Tonony : Haingo
Feony : Bita, Dôsa
Raha nitraka sy nihiratra
Dia noho ianao
Noho ny saina koa
Ny tanana nanaiky handray
Ny fitiavanao, no szrjte tsapako tsy nankalao,
Tsy niova
N’inona nitranga teo
Tsy mba tia eogm sehoseho
Ny fanahy no olona
Mandalo izao rehetra izao
Masoandro tsy foiko
Ny tsiky avy aminao
Hirahira soa ny teninao mambabo ahy
Toy ny elatra hialofako
Feno fitia
Mampahery fo, ny antsonao tsy mampanahy
Fa tononkira.serasera.org fitaratra manoritra ny doria,
Avy aminao
Tonony : Haingo
Feony : Bita, Dôsa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : BodoHits : 6683
Likes : 0 Like
Created by : titaoa
Date : 17/08/2006 19:08
