Ny fitiavanao (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainako hatrizay, hatramin’izao
Raha tononkira.serasera.org nitraka sy nihiratra
Dia noho ianao
Noho ny saina koa
Ny tanana nanaiky handray
Ny fitiavanao, no tsapako tsy nankalao,
Tsy gptlhdvu niova
N’inona nitranga asgwhixk teo
Tsy mba tia sehoseho
Ny fanahy no olona
Mandalo izao rehetra izao
Masoandro tsy foiko
Ny tsiky ocnup avy aminao
Hirahira soa ny teninao mambabo ahy
Toy ny elatra hialofako
Feno fitia
Mampahery fo, ny antsonao tsy mampanahy
Fa fitaratra manoritra ny doria,
Avy aminao
Tonony : Haingo
Feony : Bita, Dôsa
Raha tononkira.serasera.org nitraka sy nihiratra
Dia noho ianao
Noho ny saina koa
Ny tanana nanaiky handray
Ny fitiavanao, no tsapako tsy nankalao,
Tsy gptlhdvu niova
N’inona nitranga asgwhixk teo
Tsy mba tia sehoseho
Ny fanahy no olona
Mandalo izao rehetra izao
Masoandro tsy foiko
Ny tsiky ocnup avy aminao
Hirahira soa ny teninao mambabo ahy
Toy ny elatra hialofako
Feno fitia
Mampahery fo, ny antsonao tsy mampanahy
Fa fitaratra manoritra ny doria,
Avy aminao
Tonony : Haingo
Feony : Bita, Dôsa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BodoVangy : 6680
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : titaoa
Daty : 17/08/2006 19:08
