Ny fitiavanao (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainako hatrizay, hatramin’izao
Raha nitraka sy nihiratra
Dia noho ianao
Noho ny saina koa
Ny tanana nanaiky handray
Ny fitiavanao, no tsapako tsy qvbj nankalao,
Tsy niova
N’inona nitranga teo
Tsy mba tia sehoseho
Ny fanahy no olona
Mandalo izao rehetra izao
Masoandro tsy foiko
Ny tsiky avy aminao
Hirahira soa ny teninao mambabo ahy
Toy ny elatra hialofako
Feno fitia
Mampahery fo, ny antsonao tononkira.serasera.org tsy mampanahy
Fa fitaratra manoritra ny nocwpeat doria,
Avy aminao
Tonony : Haingo
Feony : Bita, qqqnmere Dôsa
Raha nitraka sy nihiratra
Dia noho ianao
Noho ny saina koa
Ny tanana nanaiky handray
Ny fitiavanao, no tsapako tsy qvbj nankalao,
Tsy niova
N’inona nitranga teo
Tsy mba tia sehoseho
Ny fanahy no olona
Mandalo izao rehetra izao
Masoandro tsy foiko
Ny tsiky avy aminao
Hirahira soa ny teninao mambabo ahy
Toy ny elatra hialofako
Feno fitia
Mampahery fo, ny antsonao tononkira.serasera.org tsy mampanahy
Fa fitaratra manoritra ny nocwpeat doria,
Avy aminao
Tonony : Haingo
Feony : Bita, qqqnmere Dôsa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BodoVangy : 6759
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : titaoa
Daty : 17/08/2006 19:08
