Hifampizarana (Mage 4)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isika rehetra avia
Hiaraka fwvqxvb hihoby sy handihy
Mahery fo no ho avy aty
Aiza ianao
Lalao no hatao

Hofahofao ny tanana
Dia ilazao ireo tononkira.serasera.org namana
Fa fifankatiavana
No atao anio
Lalao madio

Refrain:
Fandresena no anarana
Ekena isalorana
Alaina am-pahamendrehana
Sy ifampizarana

Gasikara no asas ho asandratra
Mpandresy no lmdw filamatra
Ny hery no aoka atambatra
Ho tohizana, ka tsy ho vizana

Tsy ho ela akory dia ho hita
Ny amboara dia ho azon-tsika
Mahery fo no ho avy aty
Aiza ianao, mifohaza ianao

A/C: Lita, Elysé

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mage 4
Vangy : 3481
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rlafatra88
Daty : 30/12/2018 16:18
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0449