Hifampizarana (Mage 4)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isika rehetra avia
Hiaraka hihoby fxged sy handihy
Mahery fo no ho tononkira.serasera.org avy aty
Aiza ianao
Lalao no hatao

Hofahofao ny tanana
Dia ilazao ireo namana
Fa fifankatiavana
No atao anio
Lalao madio

Refrain:
Fandresena no anarana
Ekena isalorana
Alaina am-pahamendrehana
Sy ifampizarana

Gasikara no ho asandratra
Mpandresy no filamatra
Ny hery no aoka atambatra
Ho tohizana, ka ynecmm tsy ho vizana

Tsy ho ela ommvv akory dia ho hita
Ny amboara dia ho azon-tsika
Mahery fo no ho avy aty
Aiza ianao, mifohaza ianao

A/C: Lita, Elysé

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Mage 4
Visites : 3636
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rlafatra88
Date : 30/12/2018 16:18
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7816