TOMPO (Liva Poupounn)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo o Ianao no antom-pisiako
Noho Ianao dia ary izao tontolo izao
Ary koa nanome jxnqtkq ahy fiainam-baovao
Velona aho, Ianao no ato amiko
Ilay Ray, namorona ahy
Jeso mpamonjy ahy
Mpanome fiainana
Na dia tsy mendrika aho
Tompo o mpiandry tsara Ianao
Vatolampy azo itokiana
Ka na mafy aza ny onjam-piainana
Tsy ho kivy raha miantehitra aminao
Ilay Ray, tononkira.serasera.org fzwm namorona ahy
Jeso mpamonjy ahy
Mpanome paoyu fiainana
Na dia tsy mendrika aho
Noho Ianao dia ary izao tontolo izao
Ary koa nanome jxnqtkq ahy fiainam-baovao
Velona aho, Ianao no ato amiko
Ilay Ray, namorona ahy
Jeso mpamonjy ahy
Mpanome fiainana
Na dia tsy mendrika aho
Tompo o mpiandry tsara Ianao
Vatolampy azo itokiana
Ka na mafy aza ny onjam-piainana
Tsy ho kivy raha miantehitra aminao
Ilay Ray, tononkira.serasera.org fzwm namorona ahy
Jeso mpamonjy ahy
Mpanome paoyu fiainana
Na dia tsy mendrika aho
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Liva PoupounnVangy : 2350
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : LP241176
Daty : 06/06/2012 21:47
